|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsara fanahy
Elementary words  2  tsara, fanahy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza toetra mendrika, malemy fanahy ary manana fandavan-tena hanasoa ny hafa; tsara fo; mahay mitondra tena; salama tsara
Explanations in English  5  [1.2] Of good disposition; one free from disease
6  [1.7] good, pleasant
Explanations in French  7  [1.8] bon, vertueux
Examples  8  Ny toetrany ity andriambavy ity : Vehivavy tsarafanahy; [2.59#]
Analogs  9  malemyfanahy, malemypaika, mazavafo, mazavasaina, tsopo, antraolona, beindrafo, malalatanana, morahatonina, morahiraharahana, mamyhoditra, mahafoytena, befahafoizantena, mahaymandrayolona, mahayolona, mananahatsarampanahy, tsaratoetra, olomarina, olombanona, fototrolona

Entry (2/2)10  tsarafanahy
Elementary words  11  tsara, fanahy
Part of speech  12  noun
Explanations in French  13  [1.196] (sens général : vertueux, qui se conduit bien ; c'est probablement une antithèse car ceux qui boivent la boisson fermentée préparée avec les fruits se conduisent fort mal en général). Ehretia suarenzensis Capuron Ined. (Boraginaceae). [Tankarana]
Vocabulary  14  Botany
Scientific name 

Anagrams  16  faharatsian, fahatsarany, faratsahany, fitsaharana, hafaratsany, ifaratsahan, nifaratsaha, tsarafanahy, tsara fanahy

Updated on 2023/10/30